Notanterahina tao amin'ny Commune Talatanampano, Fokontanin'Antanjombita ny tafatafan'ny mpihaino voalohany nokarakarain'ny Coalition Radio MG ao anatin'ny tetikasa PEV Madagascar iarahana European Centre for Electoral Support.
Natafinaritra ny nitafa tamin'ny Fikambanan'ny vehivavy ao amin'ny commune Talatanampano. Olona 42 no nadray anjara.
Isaorana manokana ny ekipan'ny Radio Mampita FM94 et 103.6 sy Yves Lucienne Voahirana mpitantana ny radio.
